Entry | 1 joria |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1] |
All compound words | 4 sikidy joria |
Analogs | 5 sikidy |
Quotes | 6 Texts mentioning this word |
Anagrams | 7 Jairo, 8 joria |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |