|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Habetsahan-drano na rony
4 Sakafo, hanina, vola maty: 5 Ohatrinona aloha ny kabaka amin' io raharaha io ? [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Abondance, grande quantité d'eau ou de sauce
[1.3] 7 ce qu'on mange avec le riz. (rò) § làoka. [Tankarana] [1.19] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 bakaka, kabaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|