|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabinetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray
4 Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil
[1.3] |
| Voambolana | 6 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|