|
|
|
|

Teny iditra1  kaboda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tehina, kanonta [Tambahoaka] [1.78]
4 tehina, tapakazo vaventy nefa fohy [Taisaka] [1.78]
5 kibay [Sihanaka] [1.78]
6 kanonta [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  7 bodaka, 8 dabòka, daboka, 9 dobaka, kaboda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27