|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kaboka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes
4 flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [1.3] 5 même sens que kaboaka [1.196] |
| Tsipelina hafa | 6 kaboaka, kaboakaty, kabokaty |
| Teny iditra (2/3) | 7 kaboka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 jereo angongo
[1.1] |
| Voambolana | 10 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (3/3) | 11 kaboka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, akangarano, montaka, voakanga
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Nom générique des arbres et arbustes fournissant un latex ne renfermant pas de caoutchouc mais susceptible de servir de glu. Ce sont, suivant les dialectes :
15 Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et Rauvolfia obtusiflora DC. (Apocynaceae) ; [Tankarana] 16 Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et plus rarement Roupellina boivini (Baill.) Pichon (Apocynaceae) ; [Tsimihety, Sakalava, Bara] 17 Voacanga thouarsii R. & Sch. mais aussi Pandaca arborescens (Pichon) Markgr. ined.; 18 Pandaca anisophylla (Pichon) Markgr. et 19 Muntafara sessiliflora (Baker) Pichon (Apocynaceae) [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: hazo |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 26 bakoka, 27 bokaka, kaboka, 28 kobaka, Kobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|