|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kabona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' ahitra marikivy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Herbe acidulée. Espèce d'Oxalis
[1.3] 5 Oxalis villosa M.Bieb. (Oxalidaceae). Petite herbe à goût d'oseille. Employée comme légume ou assaisonnement. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 Kabona |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Randzavola: Kabona amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 Cabbon
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Kabbôn
[2.996] |
| Voambolana | 13 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 14 kebona, kebona, kebona |
| Fivaditsoratra | 15 banòka, 16 bokana, 17 bonaka, kabona, Kabona, 18 kobana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|