|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kadò |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Cadeau
[1.3] |
| Mpanahaka | 5 falimpo |
| Fivaditsoratra | 6 doka, kadò, 7 koda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|