Entry |
kafiry
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [1.1]
|
Explanations in English | Miserly, very avaricious [1.7]
|
Explanations in French | Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [1.3]
|
| Avare, ladre [1.8]
|
Examples | Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona;
[2.996]
|
Derivatives |
|
Entry |
kafiry
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Sompatra, mpamosavy [1.78]
|
|