|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kafitera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bilany kely misy tendany, atao famanan-drano fa indrindra atao fitenehana na fampidinana kafe na ravimboafotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a coffee pot
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Cafetière, bouilloire, bouillotte
[1.3] 6 cafetière [1.8] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ao an-trano |
| Fivaditsoratra | 8 afetrika, 9 firetaka, 10 fiteraka, kafitera, 11 traikefa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|