|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kahankahana |
| Fototeny | 2 kahana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiantsoana ny omby hanatona
5 fanaovana teny an' avona raha mandà [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 espèce de grognement pour appeler les boeufs
7 refus obstiné avec ostentation, parade, arrogance, moquerie [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Toe-karena: fiompiana |
| Tovy hevitra | 21 kahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|