|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kahie |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran-dravintaratasy voazaitra ampiasain' ny mpianatra indrindra, hakany lesona any am-pianarana na hanaovany ny enti-modiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a notebook, a copy book
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cahier
[1.8] 6 cahier [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 heaky, 9 heika, 10 hiake, kahie, 11 kaihe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|