| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 kaiky | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 lolom-po [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Teny iditra (2/4) | 4 kaiky | 
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 rahampitso [Tanosy]
 [1.78] | 
| Teny iditra (3/4) | 7 kaiky | 
| Sokajin-teny | 8 mpampitohy [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
9 nefa, kanefa [Bara, Taisaka]
 [1.78] | 
| Teny iditra (4/4) | 10 kaiky | 
| Sokajin-teny | 11 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
12 feo, kiaka, antso [Bara, Sakalava]
 [1.78] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 14 akiky, 15 Ikaky, 16 kaiky, 17 kiaky | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |