|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra atao anelanelan' ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy
4 Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan' ny nify [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a wedge; something stuck between the teeth
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cale, coin; parcelles de nourriture prises entre les dents
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 24 tsikalana |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 26 kaka |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 panaris.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 29 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/3) | 30 kaka |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 biby
[Sihanaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 33 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|