|
|
|
|

Teny iditra1  kakay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lolom-po, hatezerana miotrika: Tsy afaka hanao izany aho fa tonga hananan' ny zoky kakay [1.1]

Fivaditsoratra  4 akaky, 5 kaika, kakay, 6 kiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12