|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalaina
Fototeny  2 laina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a lazy fellow [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 paresseux de mauvaise volonté [1.3#305]
Ohatra  7  Votsa saina sy kalaina [2.285]
Tovy hevitra  8 kalaimpory

Teny iditra (2/2)9  kalaina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 chef, patron [1.60#161]

Fivaditsoratra  kalaina, 12 lakaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12