|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kalaza |
| Fototeny | 2 laza |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny entina hilazana olona mahery miady hevitra na olona mafy hatoka
5 Entina hilazana mpiady malaza noho ny herimpony na ny fahaizany amam-pahakingany: Kalazalahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a champion, a conqueror.
7 It is frequently applied to fighting bulls, chameleons and crickets [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 renommé par ses disputes, par son entêtement, par ses discours; se dit aussi des guerriers distingués,
9 des taureaux, des grillons et autres animaux habiles dans les batailles [1.3] |
| Ohatra |
10 Koa be no nandihy ny kalaza lahy sy ny kalaza vavy.
[2.366#]
|
| Kamban-teny rehetra | 11 kalazalahy |
| Teny iditra (2/2) | 12 kalaza |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Antsy lehibe, karazana famaky, izay entin' ny olona amin' ny ady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 an axe, a native billhook
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 espèce de hache dont on se sert dans les batailles
[1.3] |
| Ohatra |
17 Fibarana dia karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany
[2.472]
|
| Voambolana | 18 Fitaovam-piasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|