|
|
|
|

Teny iditra1  kalesin-dalamby
Singan-teny  2 kalesy, 3 lalana, 4 vy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6 wagon [1.13]
Ohatra  7  Misioka lavidavitra any ny kalesindalamby mpitondra ny mpiantsena avy any an-drenivohitra. [2.470#]
Voambolana  8  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11