|
|
|
|

Teny iditra1  kamaitso
Fototeny  2 maitso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anarana ilazana ny tanavavy raha mbola kely sy maitso volo izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la femelle du caméléon quand elle est verte [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  7  kamarabe, 8  kamora, 9  soamarandrana, 10  tanavavy

Fivaditsoratra  kamaitso, 11 kimaotsa, 12 masôkita, 13 matokisa, 14 matsioka, 15 mitosaka, 16 mitsakoa, 17 mitsaoka, 18 mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31