|
|
|
|

Teny iditra1  kamaosy
Fototeny  2 maosy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Reraka, toro, mongo, kotra ary tsy azo ho zavatra intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 rendu, épuisé, traînant; ruiné [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  kamaosy, 11 makoasy, 12 misaoka, 13 misoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19