Entry | 1 kambanteny |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 kambana, teny |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona 5 [1.1] [kamban-teny] teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona |
Explanations in French |
6 [1.5] mots composés |
Vocabulary |
7 Linguistics |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |