|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kambim-bahatra |
| Singan-teny | 2 kambina, 3 vahatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 bonkona amin'ny fakan-javamaniry iray tarika amin'ny tsaramaso ary misy bakteria
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nodosité
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Tsipelina hafa | 8 kambom-bahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|