|
|
|
|

Teny iditra1  kanadianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy
4 Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Canadian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 canadien, canadienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  kanada, 9  kanada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02