|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 tsikanina |
| Teny iditra (2/2) | 5 kañina |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy ambinina
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 8 ankany, 9 ankina, kanina, kañina, 10 kinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|