Entry | 1 kanonta |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tonta |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tantanana makadiry. |
Explanations in English |
6 [1.7] a sledgehammer; a pile-driver |
Explanations in French |
7 [1.8] masse; bélier |
Examples |
8 [2.643#] Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko. |
Vocabulary |
9 Tools |
Synonyms | 10 fampohaza |
Anagrams | 11 kanonta, kantoƱa, nakaton, nakotan, nankato, natakon, natokan, natonak, takonan |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |