|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kantsana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Feo |
| Teny iditra (2/3) | 23 kantsana |
| Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 26 kantsana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 segment
[1.13] |
| Voambolana | 30 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|