|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kanty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antibavy mahia kaozatra [1.1]
Kamban-teny rehetra  4 kanty velona

Teny iditra (2/2)5  kanty
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 hendry [Tambahoaka] [1.78]
8 hendry, morabe [Bezanozano] [1.78]
9 vory saina, tsara, mahafinaritra, hendry, manantsaina [Tanala] [1.78]
10 hendry, matotra [Tanosy] [1.78]
Tovy hevitra  11 kante

Fivaditsoratra  kanty, 12 kinta, 13 tanky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09