|
|
|
|

Teny iditra1  kaohina
Fototeny  2 kaoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kikisana: Kaohy izay ampango sisa ao fa tsy hahandry vary hohandroina indray aho [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anahiko, 10 hankoay, 11 hanokay, 12 hany koa, 13 ikohana, kaohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12