Entry | 1 kaonty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1] |
Explanations in English |
4 an account [1.7] |
Explanations in French |
5 compte [1.8] |
Examples |
6 Mpanao kaonty no asako.
[2.4#]
7 Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#] 8 Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#] |
Derivatives |
|
All compound words | 16 7 combinations of this word |
Anagrams | 17 kanoty, 18 kaonty, 19 kitano, 20 kitona, 21 ontika, 22 takony, 23 tokina |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |