|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kaosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny
4 hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko [1.1]
Voambolana  5  Teny fanajana
Mpanahaka  6  tsarava
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  kaosy
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Kanosa, saro-tahotra [1.1]

Fivaditsoratra  11 akiso, 12 isoka, kaosy, 13 kiosa, 14 kisoa, 15 osika, 16 saoky, 17 sioka, 18 soaky, 19 sokay, 20 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17