|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kaozatra |
| Fototeny | 2 ozatra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahia dia mahia, afa-nofo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 very thin, emaciated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 très maigre, décharné
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472#]
|
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | kaozatra, 10 tarazoka, 11 tarozaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|