|
|
|
|

Teny iditra1  kapelatsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza karazan-tandrok' omby mivelatra tanteraka, izany hoe malala-pivelatra ary miolaka miakatra [Betsileo] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12