|
|
|
|

Teny iditra1  kapitalisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [1.1]
Ohatra  4  Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena. [1.369#]
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09