|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kapoaka
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zinga kely famaram-bary: Ataovy eran' ny kapoaka ny vary harotsaka
5 Fivelomana, fitadiavana, karama: Vary kapoaka aho raha miala amin' io asa io
6 Kaopy fisotroana tsy misy tahony, ary misy volafotsy na volamena... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a cup; a tin used as a measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 coupe, calice, gobelet, timbale, tasse servant à puiser l'eau, le riz [1.3]
9 coupe, tasse, petite mesure en étain pour le riz [1.8]
Ohatra  10  Omaly hariva no nanohafarany azy ireo mba hahandro ilay tsaramaso maina iray kapoaka, hilaofan' izy mianakavy andron' iny. [2.470]
11  Nosokafany ka feno fatim-pody ilay kapoaka. [2.472]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: kapoaka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4)14  kapoaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Hazo lehibe izay fakan' ny olona vohavoha mitovitovy amin' ny an' ny landihazo ny voany (Eridendron anfractuosum) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 kapok.
18 Name for the moisture-resistant fibres derived fro the seeds of the
19 silk-cotton or kapok tree (Ceiba pentandra), or the tree itself. [1.98]
Fanazavàna teny frantsay  20 kapok ou capok.
21 Poil végétal formant la bourre qui remplit l'intérieur des fruits
22 d'un groupe de bombacées. Le kapok type est fourni par
23 Ceiba pentandra, ou Eriodendron anfractuosum,
24 arbre de grande dimension, très répandu dans la zone tropicale.
25 Chaque filament étant formé par une cavité étanche,
26 les poils de kapok possède une flottabilité remarquable,
27 qui donne à 1 kg de kapok une force portante de 19 kg.
28 En raison de sa puissance de flottabilité, le kapok sert
29 à la fabrication des appareils de sauvetage. [1.97]
30 (du français « kapok »). Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). Arbre dont les fruits contiennent des poils très légers qui constituent le kapok. On les emploie pour les rembourrages. Les graines oléagineuses ne sont généralement pas utilisées. Voir encore landihazobe [Sihanaka, Tsimihety] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry: hazo
Tsipelina hafa  32 kaboaka
Mpanahaka  33  pamba
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Teny iditra (3/4)35  kapoaka
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 (de poaka : vide, creux). Nom donné aux ascidies de Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Les ascidies sont des feuilles transformées en sortes d'urnes : les insectes, attirés par les secrétions de la plante y entrent et sont digérés par des enzymes protéolytiques. Le nom a déjà été noté par Bojer vers 1820 [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)40  kapoaka
Sokajin-teny  41  anarana
Fanazavàna teny frantsay  42 (du malais keboka). Calice de la fleur, surtout quand il est ample et renflé.
43 Nom donné aux fleurs qui ont un tel calice. [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  45 akapoka, 46 akopaka, 47 kapaoka, kapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17