|
|
|
|

Teny iditra1  kaporaly-sefo
Singan-teny  2 kaporaly, 3 sefo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Voambolana  6  Miaramila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12