| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 karaha | 
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany [Tambahoaka]
 [1.78] 4 Tahaka, toy [1.1] 5 teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka [1.13]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 pareil [1.13] | 
| Fivaditsoratra | 7 haraka, haràka, 8 karaha, 9 rahaka, 10 rakaha | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |