|
|
|
|

Teny iditra1  karambavy
Singan-teny  2 kana, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [karam-bavy] 5 fatsora-vavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 femme rouée [1.3#313]
Ohatra  7  satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12