|
|
|
|

Teny iditra1  karaobato
Singan-teny  2 karaoka, 3 vato
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vato madinika betsaka misolo ny nofon-tany ary mampikorisa raha hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 terrain rocailleux [1.13]

Fivaditsoratra  karaobato, 7 koratabao, 8 taboroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12