|
|
|
|

Entry1  karnina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1]
Explanations in French  4  carbone [1.13]
All compound words  5  3 combinations of this word
Vocabulary  6  Chemistry
Analogs  7  C

Updated on 2025/10/08