|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 karenina |
| Fototeny | 2 renina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
5 ary koa ny vilany tsy dia malady loatra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui n'écoute rien, têtu
7 se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu [1.3#314] |
| Fivaditsoratra | 8 ankareny, 9 arin-kena, karenina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|