|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 karibonetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 bicarbonate of soda
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bicarbonate de soude
[1.8] |
| Voambolana | 6 Simia 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|