|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 karoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fangaronana na fanatsinkafonana ny farany ambany ao anatin' ny zavatra iray; fizahana, fitadiavana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 close investigation; a seeking for something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fouille, recherche
[1.3, 1.8, 1.5] 6 perquisition, action de plonger quelque chose dans, comme en vidant, en creusant, en agitant dans 7 figuré: action de sonder, de scruter les pensées, les desseins de quelqu’un [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23 tady, zaha |
| Teny iditra (2/2) | 24 karoka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 squelette
[Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
| Voambolana | 27 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 28 karàko, karoka, 29 koràka, koraka, 30 rokaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|