|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kase |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
4 Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a stamp, a seal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cachet, empreinte de cachet
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | kase, 8 kesa, 9 seka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|