Entry | 1 katolisisma |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antokom-pinoana kristianina manaiky ny Papa ho filoha. Ny foto-pampianaran' ny katolisisma dia momba ny misterin' ny Trinite Masina, ny fahatongavan' ny Zanak' Andriamanitra (Jesoa Kristy) ho nofo, ny fanavotany ny olombelona tamin' ny fahotana tamin' ny alalan' ny fahafatesany, ny fifindran' ny fahotan' i Adama sy Eva (fahotana tamin' ny fototra) tamin' ny taranany rehetra, ary ny fanajana an' i Masina Maria ho toy ny renin' Andriamanitra |
Vocabulary |
4 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/06/18 |
![]() |