|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  katsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin' ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana [1.1]
Voambolana  4  Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)6  katsa
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 tatouage ; dessins sur poterie. (alàma). [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)9  katsa
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 fitoeran-tsotro [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  katsa, 12 tsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09