|
|
|
|

Teny iditra1 kely ambaitra
Singan-teny  2kely, 3ambaitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 malemilemy ka mila fitandremana fatratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 très dangereux
très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste [1.3]
Ohatra  7 kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356]
8 Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12