|
|
|
|

Teny iditra1  kely antitra
Singan-teny  2 kely, 3 antitra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ireo olona botry sy fohy nefa efa be taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 rabougri [1.3]
Tsipelina hafa  7 keliantitra

Fivaditsoratra  8 keliantitra, kely antitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12