|
|
|
|

Teny iditra1  kendaina
Fototeny  2 kenda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Terena amin' ny vozony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche:
6 Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade) [1.3#322]
Ohatra  7  Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga [4.26]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17