|
|
|
|

Entry1  kenda roroka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  kenda, roroka
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina
Examples  6  [1.437#] Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.

Updated on 2025/08/10