|
|
|
|

Entry1  kentana
Part of speech  2  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka
Explanations in French  6  [1.3#322] Petit, fluet mais vif, alerte
Examples  7  [2.470#] Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony

Updated on 2025/08/10