|
|
|
|

Teny iditra1  kentsona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana ny olona izay toa miteny any an' orona, tsy tsara fiteny fa toa misy teritery any an' orony any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 nasal (of a sound or a voice); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 nasillard, qui parle du nez [Tankarana] [1.19]
6 nasal (se dit d'un son ou d'une voix). [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Feo
Tovy hevitra  19 kentsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17